Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+ Isaia 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Horohoro sy lavaka ary fandrika no miandry anao, ry mponin’ilay tany.+
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+