FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 41:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izy aza tsy sahin’olona tairina,

      Koa iza no hahajanona eo anoloako?+

  • Salamo 76:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mendrika hatahorana ianao,+

      Ary iza no mahajoro eo anatrehanao, raha tezitra mafy ianao?+

  • Nahoma 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+

      Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara