FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 ka niteny hoe:+

      “Ry Jehovah Andriamanitry ny razanay+ ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny fanjakana rehetran’ireo firenena?+ Ary tsy eo am-pelatananao ve ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao?+

  • Daniela 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+

  • Asan’ny Apostoly 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary raha ireo koa aza nomen’Andriamanitra fanomezana maimaim-poana, toy ny nataony tamintsika izay nino an’i Jesosy Kristy Tompo,+ iza moa aho no hahasakana an’Andriamanitra?”+

  • Romanina 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hilaza amiko àry ianao hoe: “Nahoana izy no mbola manome tsiny ihany? Fa iza no nahatohitra ny sitrapony voambara mazava?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara