Jeremia 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa renay ny momba azy, ka miraviravy tanana izahay.+ Azom-pahoriana izahay ary manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka.+ Jeremia 48:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ho voababo ireo tanànany ary ho lasan’olona tokoa ireo toerana voaro mafy. Amin’izany andro izany, ny fon’ireo lehilahy mahery ao Moaba dia ho toy ny fon’ny vehivavy mitebiteby rehefa mihetsi-jaza.’”+
24 Efa renay ny momba azy, ka miraviravy tanana izahay.+ Azom-pahoriana izahay ary manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka.+
41 Ho voababo ireo tanànany ary ho lasan’olona tokoa ireo toerana voaro mafy. Amin’izany andro izany, ny fon’ireo lehilahy mahery ao Moaba dia ho toy ny fon’ny vehivavy mitebiteby rehefa mihetsi-jaza.’”+