Isaia 60:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hangonina ho eo aminao ny andian’ondry rehetran’i Kedara,+ ary hanompo anao+ ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahana.+ Ary hohatsaraiko ilay tranoko tsara tarehy.+
7 Hangonina ho eo aminao ny andian’ondry rehetran’i Kedara,+ ary hanompo anao+ ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahana.+ Ary hohatsaraiko ilay tranoko tsara tarehy.+