Jeremia 49:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora+ izay notafihin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona:+ “Mitsangàna ka miakara any Kedara mba handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+
28 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora+ izay notafihin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona:+ “Mitsangàna ka miakara any Kedara mba handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+