FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Any no handrian’ny biby mpirenireny eny amin’ny faritra karakaina, ary ho feno vorondolo+ lehibe ireo trano. Any koa no honenan’ny aotirisy, ary hisy demonia miendrika osy hitsambikimbikina any.+

  • Isaia 25:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia harodany ilay tanàna voaro mafy sy ny manda fiarovany avo be. Haetriny izany ka hazerany amin’ny tany, dia amin’ny vovoka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara