7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’
14 Hifankahita amin’ny biby minaonaona ny biby mpirenireny eny amin’ny faritra karakaina, ary hiantso ny namany ny demonia miendrika osy.+ Hipetrapetraka any ny matoriandro, ka hahita toeram-pialan-tsasatra.+