FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Mitsangàna eo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah.+ Ho avy hiankohoka ao an-tranon’i Jehovah mantsy ny mponin’ny tanàna rehetran’ny Joda, ka lazao aminy ny teny rehetra asaiko holazainao.+ Aza misy anesorana na iray aza.+

  • Ezekiela 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Holazainao amin’izy ireo ny teniko na hihaino izy na tsia, satria mpikomy izy.+

  • Asan’ny Apostoly 20:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 satria tsy niahotra nilaza taminareo ny sitrapon’Andriamanitra+ rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara