-
2 Mpanjaka 23:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Rehefa nitodika i Josia, dia hitany ny toeram-pandevenana teny an-tendrombohitra. Koa nampanalainy ny taolam-paty tao amin’ireny, ka nodorany+ teo ambonin’ilay alitara, mba hanazimbazimbany azy io ho tsy mendrika hatao toeram-pivavahana intsony, araka ny tenin’i+ Jehovah nambaran’ilay lehilahin’Andriamanitra,+ izay nanambara izany.
-