FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nesoriny tamin’ny asany ireo mpisoron’ny andriamani-kafa, izay notendren’ireo mpanjakan’ny Joda hanolotra setroka ho sorona teny amin’ny toerana avo, tany amin’ireo tanànan’i Joda sy ny manodidina an’i Jerosalema. Nesoriny koa ireo nanolotra setroka ho sorona ho an’i Bala,+ sy ho an’ny masoandro sy ny volana sy ireo antokon-kintana fijerena tononandro, ary ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra.+

  • 2 Tantara 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia naoriny indray ireo toerana avo+ efa noravan’i Hezekia rainy.+ Ary nanorina alitara+ ho an’ireo Bala+ sy nanao tsato-kazo masina+ izy. Dia niankohoka+ teo anatrehan’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, ka nanompo an’ireny.+

  • Ezekiela 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia nentiny tao amin’ny tokotany anatiny misy ny tranon’i Jehovah+ aho, ary indreo fa nisy lehilahy tokotokony ho dimy amby roapolo,+ teo amin’ny fidirana mankao amin’ny tempolin’i Jehovah, teo anelanelan’ny tilikambo fidirana sy ny alitara.+ Niamboho ny tempolin’i Jehovah izy ireo,+ ka nitodika niantsinanana. Niankohoka niantsinanana, nanandrify ny masoandro, izy ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 7:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Koa nihodina Andriamanitra, ka navelany+ izy ireo hanao fanompoana masina ho an’ireo zavatra eny amin’ny lanitra, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpaminany+ hoe: ‘Izaho angaha moa no nanoloranareo fanatitra biby sy sorona nandritra ny efapolo taona tany an-tany efitra, ry taranak’Israely?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara