Jeremia 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa voasakana tsy hilatsaka ny oram-be,+ ary na ny oran-dohataona aza tsy misy intsony.+ Tsy misy henatra intsony ianao fa manao toy ny mpivaro-tena nefa vehivavy manambady.* Tsy mety miaiky ianao hoe mahamenatra ny nataonao.+ Filipianina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fandringanana+ no hiafaran’ireny, ary ny kibony no andriamaniny;+ ny zavatra tokony hahamenatra+ azy no ataony ho voninahitra, ary zavatra etỳ an-tany no ifantohan’ny sainy.+
3 Koa voasakana tsy hilatsaka ny oram-be,+ ary na ny oran-dohataona aza tsy misy intsony.+ Tsy misy henatra intsony ianao fa manao toy ny mpivaro-tena nefa vehivavy manambady.* Tsy mety miaiky ianao hoe mahamenatra ny nataonao.+
19 Fandringanana+ no hiafaran’ireny, ary ny kibony no andriamaniny;+ ny zavatra tokony hahamenatra+ azy no ataony ho voninahitra, ary zavatra etỳ an-tany no ifantohan’ny sainy.+