Isaia 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny andro hifantohana aminareo,+ sy rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+ Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+ ary havelanareo aiza ny voninahitrareo?+ Jeremia 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Koa ho toy ny tany malama ao anaty haizina ny lalana izoran’izy ireo.+ Hatosika hankeo izy ireo, ka ho lavo tanteraka.”+ “Hahatonga loza amin’izy ireo aho, amin’ny taona hifantohako aminy”,+ hoy i Jehovah.
3 Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny andro hifantohana aminareo,+ sy rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+ Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+ ary havelanareo aiza ny voninahitrareo?+
12 “Koa ho toy ny tany malama ao anaty haizina ny lalana izoran’izy ireo.+ Hatosika hankeo izy ireo, ka ho lavo tanteraka.”+ “Hahatonga loza amin’izy ireo aho, amin’ny taona hifantohako aminy”,+ hoy i Jehovah.