FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 35:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ho maizina sy ho malama anie ny lalany,+

      Ary hanenjika azy anie ny anjelin’i Jehovah!

  • Salamo 73:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+

      Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+

  • Ohabolana 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny lalan’ny ratsy fanahy dia tahaka ny haizim-pito.+ Tsy fantany akory izay mahatafintohina azy.+

  • Jeremia 13:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Omeo voninahitra i Jehovah Andriamanitrareo,+ dieny mbola tsy mahatonga haizina izy+ ary dieny mbola tsy mifamingana eny an-tendrombohitra ny tongotrareo rehefa maizimaizina ny andro.+ Dia hanantena ny hisian’ny mazava tokoa ianareo,+ kanjo haizim-be no hataony tonga,+ ary hovany ho haizim-pito+ aza izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara