Jeremia 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tena namitaka tanteraka an’ity vahoaka ity+ sy Jerosalema ianao rehefa nilaza hoe: ‘Hiadana ianareo’,+ nefa mandrahona ny ainay* ny sabatra.” Jeremia 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa nolavinao tanteraka ve i Joda?+ Efa nankahalainao ve i Ziona?+ Nahoana no nokapohinao izahay ka tsy mety sitrana intsony?+ Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nisy zava-tsoa. Nanantena fotoam-panasitranana izahay, kanjo horohoro no niseho!+ Mika 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary zava-tsoa no nandrasan’ny mponin’i Marota,+ kanjo zava-dratsy avy tamin’i Jehovah no nidina ho eo am-bavahadin’i Jerosalema.+
10 Ary hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tena namitaka tanteraka an’ity vahoaka ity+ sy Jerosalema ianao rehefa nilaza hoe: ‘Hiadana ianareo’,+ nefa mandrahona ny ainay* ny sabatra.”
19 Efa nolavinao tanteraka ve i Joda?+ Efa nankahalainao ve i Ziona?+ Nahoana no nokapohinao izahay ka tsy mety sitrana intsony?+ Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nisy zava-tsoa. Nanantena fotoam-panasitranana izahay, kanjo horohoro no niseho!+
12 Ary zava-tsoa no nandrasan’ny mponin’i Marota,+ kanjo zava-dratsy avy tamin’i Jehovah no nidina ho eo am-bavahadin’i Jerosalema.+