Isaia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aiza indray no tianareo hamelezana anareo,+ no mbola mikomy ihany ianareo?+ Efa marary ny loha manontolo, ary reraka ny fo manontolo.+ Jeremia 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataony alasafay ny fanasitranana ny fahavoazan’ny oloko,+ amin’ny filazany hoe: ‘Fiadanana! Fiadanana!’ nefa tsy misy fiadanana akory.+ Jeremia 30:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nahoana ianao no mitaraina noho ny fahavoazanao?+ Tsy hitsahatra ny fanaintainanao satria be ny fahadisoanao ary maro ny fahotanao,+ ka nataoko nihatra taminao izany zavatra izany. Fitomaniana 3:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Horohoro sy lavaka,+ ary fahafoanana sy fahavoazana no anjarantsika.+
5 Aiza indray no tianareo hamelezana anareo,+ no mbola mikomy ihany ianareo?+ Efa marary ny loha manontolo, ary reraka ny fo manontolo.+
14 Ataony alasafay ny fanasitranana ny fahavoazan’ny oloko,+ amin’ny filazany hoe: ‘Fiadanana! Fiadanana!’ nefa tsy misy fiadanana akory.+
15 Nahoana ianao no mitaraina noho ny fahavoazanao?+ Tsy hitsahatra ny fanaintainanao satria be ny fahadisoanao ary maro ny fahotanao,+ ka nataoko nihatra taminao izany zavatra izany.