29 Ary hitsapatsapa tokoa ianao na dia amin’ny mitataovovonana aza, tahaka ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby izay hataonao. Dia hambakain’ny sasany sy ho voaroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+
13 Hiakatra toy ny rahona ny fahavalo, ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa voaroba!