Ezekiela 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia hoentiko any an-tany efitr’ireo firenena ianareo,+ ka any aho no hifandahatra sy hifanatrika aminareo.+ Mika 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+
35 Dia hoentiko any an-tany efitr’ireo firenena ianareo,+ ka any aho no hifandahatra sy hifanatrika aminareo.+
2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+