FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Koa ho mafimafy kokoa ny ady hataoko aminareo’,+ hoy i Jehovah, ‘ary hiady amin’ny zanaky ny zanakareo koa aho.’+

  • Jeremia 25:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “‘Hisy tabataba ho re hatrany amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany, satria hifandahatra amin’ireo firenena i Jehovah.+ Izy mihitsy no hifandresy lahatra amin’ny nofo rehetra,+ ka hatolony ho amin’ny sabatra ny ratsy fanahy’,+ hoy i Jehovah.

  • Ezekiela 17:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hovelariko hanarona azy ny haratoko, ka ho tratran’ilay fandrika harato izy.+ Dia hoentiko any Babylona izy ka hifandahatra aminy any aho, satria nivadika tamiko izy sady nanohitra ahy.+

  • Hosea 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry zanak’Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ity tany ity i Jehovah,+ satria tsy misy fahamarinana eto,+ na hatsaram-panahy feno fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara