Salamo 115:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena,+Sady asa tanan’olombelona.+ Isaia 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nodorana ny andriamanitr’ireny,+ satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo asa tanan’olona+ ihany, ka naringana.+ Jeremia 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mahavita manao andriamanitra hivavahany ve ny olombelona? Tsy tena andriamanitra no vitany.+ 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
19 Ary nodorana ny andriamanitr’ireny,+ satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo asa tanan’olona+ ihany, ka naringana.+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+