Isaia 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy. Matio 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ‘Manaja ahy an-tendro-molotra fotsiny ity vahoaka ity, fa ny fony kosa lavitra ahy.+ Marka 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamin’ireo: “Marina ny naminanian’i Isaia momba anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra+ hoe: ‘Manaja ahy an-tendro-molotra fotsiny ity vahoaka ity, fa ny fony kosa lavitra ahy.+
13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy.
6 Ary hoy izy tamin’ireo: “Marina ny naminanian’i Isaia momba anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra+ hoe: ‘Manaja ahy an-tendro-molotra fotsiny ity vahoaka ity, fa ny fony kosa lavitra ahy.+