21 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho toy izany no hitranga rehefa hampihariko amin’i Jerosalema ny didim-pitsarako efatra mitera-doza,+ dia ny sabatra sy ny mosary sy ny bibidia masiaka ary ny areti-mandringana,+ mba ho ripaka daholo ny olona sy ny biby fiompy ao.+