12 Tsy hihaino ny fitarainany aho na dia mifady hanina aza izy.+ Ary na manolotra fanatitra dorana manontolo sy fanatitra varimbazaha aza izy, dia tsy hankasitraka izany aho.+ Fa horinganiko amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy ireo.”+
12 Ho fatin’ny areti-mandringana ny any lavitra,+ fa ho lavon-tsabatra kosa ny eo akaiky, ary ho fatin’ny mosary ny sisa tavela sy ny voatsimbina. Dia hanampatra ny fahatezerako amin’izy ireo aho.+