Salamo 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Eny, tsy hisy ho menatra izay manantena anao.+Fa ho menatra kosa ireo mamitaka nefa tsy mahavoa.+ Salamo 130:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manantena aho fa hanampy ahy ianao, Jehovah ô! Manantena aho!+Ny teninao no andrasako.+