Deoteronomia 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hihinana ny fatinao ny voro-manidina rehetra eny amin’ny lanitra sy ny bibidia, ary tsy hisy hampangovitra an’ireny.+ Jeremia 7:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny fatin’ity vahoaka ity dia ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia, ary tsy hisy hampangovitra an’ireny.+
26 Hihinana ny fatinao ny voro-manidina rehetra eny amin’ny lanitra sy ny bibidia, ary tsy hisy hampangovitra an’ireny.+
33 Ny fatin’ity vahoaka ity dia ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia, ary tsy hisy hampangovitra an’ireny.+