9 Amiko dia toy ny vorona mpihaza maro loko ny lovako.+ Vorona mpihaza maro no misidina eo amboniny sy manodidina azy.+ Avia daholo ianareo bibidia, ka antsoy koa ny hafa mba hihinana.+
4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+