Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+ Isaia 42:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nanampatra taminy ny fahatezerany sy ny fahavinirany ary ny herin’ny ady Izy.+ Nanodidina azy izany ka nandoro azy,+ nefa izy tsy niraharaha.+ Niredareda foana nandoro azy izany, nefa tsy nahoany.+ Hebreo 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa afo mandevona koa ny Andriamanitsika.+
22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+
25 Koa nanampatra taminy ny fahatezerany sy ny fahavinirany ary ny herin’ny ady Izy.+ Nanodidina azy izany ka nandoro azy,+ nefa izy tsy niraharaha.+ Niredareda foana nandoro azy izany, nefa tsy nahoany.+