Salamo 69:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa noho ny aminao no itondrako latsa,+Tototry ny fahafaham-baraka aho.+ Matio 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Fa izay miaritra hatramin’ny farany no hovonjena.+ Romanina 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Na i Kristy aza mantsy tsy nanao izay nahafaly ny tenany.+ Izany dia araka ny voasoratra hoe: “Mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.”+
22 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Fa izay miaritra hatramin’ny farany no hovonjena.+
3 Na i Kristy aza mantsy tsy nanao izay nahafaly ny tenany.+ Izany dia araka ny voasoratra hoe: “Mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.”+