Jeremia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha tsy mihaino izany ianareo,+ dia hitomany ao amin’ny miafina aho noho ny fireharehanareo, eny, hikoriana tokoa ny ranomasoko. Ary handrotsaka ranomaso ny masoko,+ satria ho lasa babo ny andian’ondrin’i+ Jehovah. Fitomaniana 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aoka izy hipetraka irery sy hangina,+ rehefa novesarany an’izany.+
17 Raha tsy mihaino izany ianareo,+ dia hitomany ao amin’ny miafina aho noho ny fireharehanareo, eny, hikoriana tokoa ny ranomasoko. Ary handrotsaka ranomaso ny masoko,+ satria ho lasa babo ny andian’ondrin’i+ Jehovah.