Salamo 79:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nataony nandriaka toy ny rano ny ran’izy ireoNanerana an’i Jerosalema, ary tsy nisy nandevina azy.+ Jeremia 7:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny fatin’ity vahoaka ity dia ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia, ary tsy hisy hampangovitra an’ireny.+ Jeremia 36:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa izao no nolazain’i Jehovah ho fanamelohana an’i Joiakima mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy amin’ny taranany hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ ary ny fatiny hatsipy+ ho main’ny hainandro amin’ny antoandro ary hirotsahan’ny fanala amin’ny alina.
3 Nataony nandriaka toy ny rano ny ran’izy ireoNanerana an’i Jerosalema, ary tsy nisy nandevina azy.+
33 Ny fatin’ity vahoaka ity dia ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia, ary tsy hisy hampangovitra an’ireny.+
30 Koa izao no nolazain’i Jehovah ho fanamelohana an’i Joiakima mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy amin’ny taranany hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ ary ny fatiny hatsipy+ ho main’ny hainandro amin’ny antoandro ary hirotsahan’ny fanala amin’ny alina.