19 “Dia hilaza ianareo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao izany rehetra izany tamintsika?’+ Koa izao no havalinao azy: ‘Nahafoy ahy ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo olona hafa firenena any an-tanin’olona ianareo.’”+