FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hitondra azy ireo ianao ka hampitoetra* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+

      Izay fonenana efa nomaninao honenanao,+ Jehovah ô,

      Eny, toerana masina+ naorin’ny tananao, Jehovah ô!

  • Salamo 44:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+

      Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+

      Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+

  • Salamo 80:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nisy voaloboka nafindranao avy tany Ejipta.+

      Noroahinao ireo firenena mba hahafahanao hamboly azy.+

  • Isaia 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hanao hira ho an’ny malalako aho, dia hira momba an’ilay malalako sy ny tanimboalobony.+ Nanana tanimboaloboka teo amin’ny tehezan-kavoana iray mahavokatra ny malalako.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara