FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ianao no nitokisan’ny razanay.+

      Nitoky taminao izy, ka nanafaka azy foana ianao.+

  • Jeremia 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ry fanantenan’ny Israely ô,+ ry Mpamonjy azy+ amin’ny fotoam-pahoriana,+ nahoana no dia manjary toy ny mpivahiny eto amin’ity tany ity ianao, ary toy ny mpanao dia lavitra izay mivily eto mba hatory indray alina monja?+

  • Jeremia 50:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hihinana azy izay rehetra mahita azy,+ ary ny fahavalony hiteny hoe:+ ‘Tsy ho meloka isika+ satria ry zareo no nanota tamin’i Jehovah, dia i Jehovah fonenan’ny fahamarinana+ sy fanantenan’ny razany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara