Isaia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.” Fitomaniana 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+
26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.”
10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+