Deoteronomia 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hampiharan’i Jehovah Andriamanitrao ireo ozona rehetra ireo ny fahavalonao sy ny mpankahala anao, izay mampijaly anao.+ Jeremia 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”
7 Ary hampiharan’i Jehovah Andriamanitrao ireo ozona rehetra ireo ny fahavalonao sy ny mpankahala anao, izay mampijaly anao.+
4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”