-
Nehemia 9:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Raha vao nilamindamina anefa ny fiainany, dia nanao izay ratsy teo anatrehanao indray izy+ ka nafoinao teo an-tanan’ireo fahavalo nanosihosy azy.+ Dia niverina taminao izy ireo ary niantso vonjy taminao.+ Nandre azy avy tany an-danitra ianao,+ ka nanafaka azy satria be famindram-po. Ary imbetsaka ianao no nanao izany.+
-