Fitomaniana 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haingam-pandeha noho ny voromahery eny amin’ny lanitra ny mpanenjika anay.+Nanenjika anay mafy teny an-tendrombohitra izy ireo,+ ary niafina tany an-tany efitra mba hanafika anay.+
19 Haingam-pandeha noho ny voromahery eny amin’ny lanitra ny mpanenjika anay.+Nanenjika anay mafy teny an-tendrombohitra izy ireo,+ ary niafina tany an-tany efitra mba hanafika anay.+