2 Mpanjaka 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy andia-miaramila kaldeanina+ nanenjika azy anefa, ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.+ Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra. Amosa 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy hisy intsony ny toerana ho azon’ny haingam-pandeha andosirana.+ Tsy hisy olona matanjaka hampitombo ny heriny, ary tsy hisy olo-mahery hahavonjy ny ainy.+
5 Nisy andia-miaramila kaldeanina+ nanenjika azy anefa, ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.+ Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra.
14 Tsy hisy intsony ny toerana ho azon’ny haingam-pandeha andosirana.+ Tsy hisy olona matanjaka hampitombo ny heriny, ary tsy hisy olo-mahery hahavonjy ny ainy.+