FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana, ary niditra nankao amin’ireo tilikambo fonenantsika, mba handripaka ny ankizy eny an-dalambe sy ny tovolahy eny an-tany malalaka.’+

  • Jeremia 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa ataovy maty mosary ny zanany,+ ary izy ireo kosa atolory ho amin’ny sabatra.+ Aoka ny vadiny tsy hanan-janaka velona intsony, ary ho lasa mpitondratena.+ Aoka ho fatin’aretina ny lehilahy eo aminy, ary ny tovolahy ho lavon-tsabatra any an’ady.+

  • Fitomaniana 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nailik’i Jehovah tsy ho eo anivoko ny olo-maheriko rehetra.+

      Nampanao fivoriana izy hamelezana ahy, mba hamotipotehana ny zatovoko.+

      I Jehovah dia nanitsakitsaka ny lavaka famiazam-boalobok’i+ Joda zanakavavy virjiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara