FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hiteny anakampo+ ianao hoe: ‘Nahoana àry no manjo ahy izao?’+ Satria be ny fahadisoanao ka nesorina tsy hanarona ny fitanjahanao ny akanjonao.+ Ary noratraratraina ny voditongotrao.

  • Jeremia 13:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hingaiko hatreny amin’ny tavanao ny akanjonao, ka ho hitan’ny olona ny zavatra mahafa-baraka anao,+

  • Ezekiela 16:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Koa angoniko daholo ireo lehilahinao, dia ireo nomenao fahafinaretana, mbamin’ireo tianao sy ireo halanao, eny, angoniko avy eny amin’ny manodidina ireny, mba hanohitra anao. Dia haharihariko amin’izy ireo ny fivavianao ka ho hitany manontolo izany.+

  • Ezekiela 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia hamely anao ireny satria halany ianao. Ho lasany izay rehetra nisasaranao, ary havelany mitanjaka sy miboridana eo ianao.+ Haharihary koa ny fitanjahanao tamin’ianao nijangajanga, sy ny fitondran-tenanao baranahiny, ary ny fivarotan-tena nataonao.+

  • Hosea 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary haharihariko eo imason’ireo lehilahiny ny fivaviany,+ ary tsy hisy olona hanafaka azy avy eto an-tanako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara