FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+

  • Salamo 80:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Avereno ho toy ny taloha izahay, Andriamanitra ô!+

      Ampamirapirato ny tavanao mba hahavoavonjy anay.+

  • Salamo 85:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Avereno ho toy ny taloha izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô!+

      Ary aza sosotra aminay intsony.+

  • Jeremia 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Reko tokoa i Efraima nitaraina+ hoe: ‘Nanitsy ahy toy ny fanitsy zanak’omby mbola tsy nofolahina+ ianao, mba hahazoako fanitsiana.+ Ampio hiverina aminao aho, dia hiverina avy hatrany.+ Fa ianao no Jehovah Andriamanitro.+

  • Jeremia 32:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 ‘Hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy izy ireo. Tezitra sy vinitra ary nisafoaka+ tokoa aho rehefa nanaparitaka azy. Hampodiko eto amin’ity toerana ity ihany anefa izy ireo, ka hataoko monina tsy manana ahiahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara