Jeremia 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+ Jeremia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany, ary honina tsy hanana ahiahy+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.’”+ Ezekiela 34:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+
6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+
16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany, ary honina tsy hanana ahiahy+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.’”+
25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+