FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 38:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Ratsy daholo ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany, fa natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy mba ho faty+ mosary+ ao. Tsy misy mofo intsony mantsy ato an-tanàna.”

  • Jeremia 52:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary mafy ny mosary tao an-tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra,+ ka tsy nisy sakafo hohanin’ny vahoaka.+

  • Fitomaniana 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Miteny amin-dreniny foana izy ireo hoe: “Aiza ny sakafo sy ny divay?”+

      Fa safotra toy ny olona voavono eny amin’ny tany malalaky ny tanàna izy ireo,

      Ary miala* aina eo an-tratran-dreniny.

  • Fitomaniana 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Main’ny hetaheta ny zaza minono ka niraikitra tamin’ny lanilaniny ny lelany.+

      Nangataka hanina ny ankizy,+ nefa tsy nisy nanome.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara