FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 30:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nangotikotika ny tsinaiko, ka tsy nety nangina.

      Nianjady tamiko ny andro fahoriana.

  • Jeremia 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mangotikotika ny tsinaiko, mangotikotika ny tsinaiko! Mijaly mafy ny foko ka mila ho vaky.+ Midobodoboka ny foko ato anatiko.+ Tsy afaka ny hangina aho satria feon’anjombona no reko, eny, fanairana rehefa misy ady.+

  • Fitomaniana 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Reraka ny masoko noho ny ranomaso be loatra.+ Mangotikotika ny tsinaiko.+

      Mipotsaka amin’ny tany ny atiko+ satria lavo ny oloko zanakavavy,+

      Ary safotra eny amin’ny tany malalaky ny tanàna ny ankizy sy ny zaza minono.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara