FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha vao vita batisa i Jesosy, dia niakatra avy tao amin’ny rano. Ary nisokatra ny lanitra,+ ka hitan’i Jaona ny fanahin’Andriamanitra,+ nidina toy ny voromailala+ nankeo ambonin’i Jesosy.

  • Asan’ny Apostoly 7:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Fa i Stefana kosa feno fanahy masina ary nibanjina ny lanitra ka nahita ny voninahitr’Andriamanitra sady nahita an’i Jesosy nijoro teo ankavanan’Andriamanitra.+

  • Asan’ny Apostoly 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nahita ny lanitra nisokatra+ izy. Ary nisy zavatra nampidinina avy any, toy ny lamba rongony lehibe. Nampidinina tamin’ny zorony efatra ho amin’ny tany ilay izy.

  • Apokalypsy 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, ary iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny fahamarinana+ mandrakariva izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara