24 Eny, tsy maintsy hanontany ny firenena rehetra hoe: ‘Nahoana re no dia nataon’i Jehovah toy izao io tany io?+ Nahoana no mirehitra mafy toy izao ny fahatezerany?’
20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko anareo ianareo.+ Ary hariako tsy ho eo anatrehako+ ity trano nohamasiniko+ ho an’ny anarako ity, sady hataoko teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.+