FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+

  • Jeremia 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+

  • Nahoma 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Inona no tetika eritreretinareo hanoherana an’i Jehovah?+ Mahatonga fandringanana tanteraka izy.

      Tsy hitranga fanindroany ny fahoriana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara