2 Mpanjaka 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny zanakalahin’i Zedekia dia novonoin’izy ireo teo imasony,+ ary ny mason’i Zedekia kosa nopotsiriny.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina+ izy, ka nentiny tany Babylona.+ Ezekiela 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nisy afo avy tamin’ilay sampan-kazo,+ ka nandevona ny rantsany sy ny voany. Dia tsy nisy sampan-kazo matanjaka na tehim-panjakana intsony avy taminy.+ “‘Hira fanehoana alahelo izany, ary mbola ho fanehoana alahelo.’”+
7 Ary ny zanakalahin’i Zedekia dia novonoin’izy ireo teo imasony,+ ary ny mason’i Zedekia kosa nopotsiriny.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina+ izy, ka nentiny tany Babylona.+
14 Nisy afo avy tamin’ilay sampan-kazo,+ ka nandevona ny rantsany sy ny voany. Dia tsy nisy sampan-kazo matanjaka na tehim-panjakana intsony avy taminy.+ “‘Hira fanehoana alahelo izany, ary mbola ho fanehoana alahelo.’”+