15 Ary hoy ilay tsilo tamin’ireo hazo: ‘Raha amim-pahatsorana no hanosoranareo ahy ho mpanjakanareo, dia avia mialoka eto ambany alokaloko.+ Fa raha tsy izany, dia aoka hisy afo+ hivoaka avy amiko ka handevona ny sederan’i+ Libanona.’+
20 Nahatezitra+ an’i Jehovah ny zava-nisy tany Jerosalema sy Joda, ka nesoriny tsy ho eo imasony ny olona tany.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+