Jeremia 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hita teo amin’ny akanjonao ny tasin’ny ran’ireo+ olo-mahantra tsy manan-tsiny.+ Tsy namaky trano izy ireo, nefa teny amin’ny akanjonao no nahitako ny rany.+
34 Hita teo amin’ny akanjonao ny tasin’ny ran’ireo+ olo-mahantra tsy manan-tsiny.+ Tsy namaky trano izy ireo, nefa teny amin’ny akanjonao no nahitako ny rany.+